1 Peter 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa misy teny ao amin’ny Soratra Masina milaza hoe: «Indro, mametraka vato fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady sarobidy, ary izay mino Azy dia tsy hitsanga-menatra» (Isa 28.16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany no ilazan’ny Soratra Masina hoe: Indro Aho mametraka vato fehizoro ao Siôna, dia vato voafidy sy sarobidy, ary izay mino azy tsy hangaihay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voalaza ao amin’ny Soratra Masina: «Indro Aho mametraka vatofehizoro ao Tsiôna, dia vato voafidy sady sarobidy; ary izay mino Azy tsy mba hangaihay.»
Malagasy Bible 1865
Fa misy teny ao amin'ny Soratra Masina manao hoe: "Indro, mametraka fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady tsara; Ary izay mino Azy tsy ho menatra" (Isa. 28.16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa misy teny ao amin’ny Soratra Masina milaza hoe: «Indro, mametraka vato fehizoro ao Ziona* Aho, dia vato voafidy sady sarobidy, ary izay mino Azy dia tsy hitsanga-menatra» (Isa 28.16).
malagasy
Fa misy teny ao amin'ny Soratra Masina manao hoe: "Indro, mametraka fehizoro ao Ziona Aho, dia vato voafidy sady tsara; Ary izay mino Azy tsy ho menatra" (Isa. 28.16).