1 Peter 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny voninahitra dia ho anareo izay mino. Fa amin’izay tsy mino kosa, «ny vato izay nolavin’ny mpanao trano no tonga fehizoro» (Sal 118.22),
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa voninahitra ho anareo izay mino; fa ho an’izay tsy mino kosa dia: Ny vato nolavin’ny mpanao trano no efa tonga fehizoro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny maha vato sarobidy Azy dia ho anareo izay mino, ka «ny vato nolavin’ny mpanao trano no nanjary vato fehizoro »; ho an’izay tsy mino kosa,
Malagasy Bible 1865
Koa ny fahatsarana dia ho anareo izay mino; fa amin'izay tsy mino kosa "Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano No efa tonga fehizoro" (Sal. 118.22),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny voninahitra dia ho anareo izay mino. Fa amin’izay tsy mino kosa, «ny vato izay nolavin’ny mpanao trano no tonga fehizoro» (Sal 118.22),
malagasy
Koa ny fahatsarana dia ho anareo izay mino; fa amin'izay tsy mino kosa "Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano No efa tonga fehizoro" (Sal. 118.22),