1 Peter 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«ary vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka» (Isa 8.14). Ary satria tsy nanaiky ireo dia tafintohina tamin’ny teny izy sady izany koa no nanendrena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary vato mahasolafaka sy vatolampy mahatafintohina; fa tafintohina amin’ny teny izy ireo satria tsy nanaiky, sady izany rahateo no nanendrena azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia «vato mahasolafaka sy vato mampianjera » izany. Solafaka tamin’io vato io izy ireo satria tsy manaiky ny tenin’Andriamanitra, sady ny ho solafaka rahateo no nanendrena azy ireo.
Malagasy Bible 1865
"Ary vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka" (Isa 8.14); ary satria tsy nanaiky ireo, dia tafintohina tamin'ny teny izy, sady izany koa no nanendrena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«ary vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka» (Isa 8.14). Ary satria tsy nanaiky ireo dia tafintohina tamin’ny teny izy sady izany koa no nanendrena azy.
malagasy
"Ary vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka" (Isa 8.14); ary satria tsy nanaiky ireo, dia tafintohina tamin'ny teny izy, sady izany koa no nanendrena azy.