1 Peter 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo; koa raha misy aza tsy manaiky ny teny dia ho voataonan’ny fitondrantenan’ny vavy izy, na dia tsy amin’ny teny aza,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, ka raha misy ny sasany tsy mino ny Evanjely, dia mba ho voataonan’ny fitondran-tenan’ny vadiny, na dia tsy amin’ny fitorian-teny aza,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo; ka raha tàhiny misy tsy mety mino ny tenin’Andriamanitra, dia mba ho voataonan’ny fitondrantenan’ny vavy izy; na tsy misy teny lazainareo aza, dia ho voataona izy
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan'ny fitondran-tenan'ny vavy izy, na dia tsy amin'ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo; koa raha misy aza tsy manaiky ny teny dia ho voataonan’ny fitondrantenan’ny vavy izy, na dia tsy amin’ny teny aza,
malagasy
Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan'ny fitondran-tenan'ny vavy izy, na dia tsy amin'ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),