1 Peter 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka izy hiala amin’ny ratsy ka hanao soa; aoka izy hitady fihavanana sy hikatsaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka hiala amin’ny ratsy izy ka hanao soa, ary hitady fihavanana sy hanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
aoka izy hiala amin’ny ratsy ka hanao soa, aoka hitady fihavanana tsy an-kiato;
Malagasy Bible 1865
Ary aoka izy hiala amin'ny ratsy ka hanao soa; Aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka izy hiala amin’ny ratsy ka hanao soa; aoka izy hitady fihavanana sy hikatsaka azy.
malagasy
Ary aoka izy hiala amin'ny ratsy ka hanao soa; Aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy.