1 Peter 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary iza no hanisy ratsy anareo raha mazoto amin’izay tsara ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza no hahavita ratsy aminareo, raha mikely aina hanao soa ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin’ny tsara ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin'izay tsara ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary iza no hanisy ratsy anareo raha mazoto amin’izay tsara ianareo?
malagasy
Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin'izay tsara ianareo?