1 Peter 3:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nandehanany sy nitoriany teny tamin’ireo fanahy tao an-tranomaizina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’io fanahy io ihany koa no nandehanany nitory teny tamin’ireo fanahy tao an-tranomaizina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nombàn’ny Fanahy Masina Izy ka lasa nitoriteny tamin’ireo fanahy voagadra,
Malagasy Bible 1865
izay nandehanany sy nitoriany teny tamin'ireo fanahy tao an-tranomaizina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nandehanany sy nitoriany teny tamin’ireo fanahy tao an-tranomaizina,
malagasy
izay nandehanany sy nitoriany teny tamin'ireo fanahy tao an-tranomaizina,