1 Peter 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa hitany ny fitondrantenanareo izay madio sy feno fanajana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa mahita ny fitondran-tenanareo madio sy feno fahatahorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa mahita ny fitondrantenanareo madio sy feno fanajana azy.
Malagasy Bible 1865
rehefa hitany ny fahadiovan'ny fitondran-tenanareo amin'ny fahatahorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa hitany ny fitondrantenanareo izay madio sy feno fanajana.
malagasy
rehefa hitany ny fahadiovan'ny fitondran-tenanareo amin'ny fahatahorana.