1 Peter 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny toetra miafina ao am-po, amin’ny fihaingoana tsy mety ho lo, dia ny fahalemem-panahy sy ny fiadanana, izay sarobidy indrindra eo imason’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny olona ao anaty tsy miseho no ravaho halemem-panahy tsy miovaova sy fiadanana: izany no tena zavatra eo imason’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa aoka ny haingonareo ho zavatra miafina ao am-po, dia ny haingo tsy mety simba vokatry ny halemem-panahy sy ny toetra tony: izany no tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny toetra miafina ao am-po, amin’ny fihaingoana tsy mety ho lo, dia ny fahalemem-panahy sy ny fiadanana, izay sarobidy indrindra eo imason’Andriamanitra.
malagasy
fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason'Andriamanitra.