1 Peter 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka izany no nihaingoan’ireo vehivavy masina fahiny izay nanantena an’Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy izany no firavaky ny vehivavy masina fahiny izay nanantena an’Andriamanitra sy nanaiky ny vadiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka izany manko ny fihaingon’ireo vehivavy fahiny anisan’ny vahoakan’Andriamanitra: sady nanantena an’Andriamanitra izy no nanaiky ny vadiny;
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka izany no niravahan'ny vehivavy masina fahiny, izay nanantena an'Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka izany no nihaingoan’ireo vehivavy masina fahiny izay nanantena an’Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;
malagasy
Fa tahaka izany no niravahan'ny vehivavy masina fahiny, izay nanantena an'Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;