1 Peter 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga ny andro iantombohan’ny fitsarana hatrao amin’ny tranon’Andriamanitra. Ary raha miantomboka amintsika izany dia hanao ahoana kosa no hiafaran’izay tsy manaiky ny Filazantsaran’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro tonga ny andro hiantombohan’ny fitsarana amin’ny fianakavian’Andriamanitra, ka raha miantomboka amintsika izany, hanao ahoana kosa no hiafaran’izay tsy mino ny Evanjelin’Andriamanitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny fotoanandro hiantombohan’ny fitsarana hatrao amin’ny ankohonan’Andriamanitra; ka raha miantomboka amintsika izany, hanao ahoana kosa no hiafaran’izay tsy mety mino ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Fa tonga ny andro hiantombohan'ny fitsarana hatrao amin'ny ankohonan 'Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran'izay tsy manaiky ny filazantsaran'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga ny andro iantombohan’ny fitsarana hatrao amin’ny tranon’Andriamanitra. Ary raha miantomboka amintsika izany dia hanao ahoana kosa no hiafaran’izay tsy manaiky ny Filazantsaran’Andriamanitra?
malagasy
Fa tonga ny andro hiantombohan'ny fitsarana hatrao amin'ny ankohonan'Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran'izay tsy manaiky ny filazantsaran'Andriamanitra? [ Gr. tranony]