1 Peter 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary «raha saika tsy voavonjy ny marina, inona no hahazo ny mpanota?» (Oha 11.31).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha saika tsy voavonjy ny marina, inona no hanjò ny tsy mivavaka sy ny mpanota?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Raha saika tsy voavonjy ny marina, inona no hanjo ny tsy mpivavaka sy ny mpanota?»
Malagasy Bible 1865
Ary "raha saiky tsy voavonjy ny marina, aiza no hisehoan ny ratsy fanahy sy sy ny mpanota? (Oha 11. 31).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary «raha saika tsy voavonjy ny marina, inona no hahazo ny mpanota?» (Oha 11.31).
malagasy
Ary "raha saiky tsy voavonjy ny marina, aiza no hisehoan ny ratsy fanahy sy sy ny mpanota? (Oha 11. 31).Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon'Andriamanitra, dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny fanahiny ho an'ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.