1 Peter 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny tenany ho an’Ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay miaritra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra, aoka hanolotra ny fanahiny amin’ny fanaovan-tsoa, ho Azy Mpahary tsy mivadika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay miaritra fijaliana araka ny sitrapon’Andriamanitra, aoka hanao soa hatrany sy hanankin-tena amin’Ilay mitana ny toky nomeny, dia ny Mpahary azy.
Malagasy Bible 1865
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon'Andriamanitra, dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny fanahiny ho an'ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon’Andriamanitra dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny tenany ho an’Ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.
malagasy
Koa izay mitondra fahoriana araka ny sitrapon'Andriamanitra, dia aoka ny fanaovan-tsoa no hanolorany ny fanahiny ho an'ilay mahatoky, dia ny Mpanao azy.