1 Peter 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa hampamoahin’Ilay efa vonona hitsara ny velona sy ny maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa hampamoahin’Ilay vonon-kitsara ny velona sy ny maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa hampamoahin’Ilay vonona hitsara ny velona sy ny maty izy ireo.
Malagasy Bible 1865
nefa hampamoahin'ilay efa vonona hitsara ny velona sy ny maty
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa hampamoahin’Ilay efa vonona hitsara ny velona sy ny maty izy.
malagasy
nefa hampamoahin'ilay efa vonona hitsara ny velona sy ny maty