1 Peter 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noho izao no nitoriana ny Filazantsara tamin’izay maty aza mba hotsaraina araka ny olona amin’ny nofo izy fa ho velona araka an’Andriamanitra amin’ny fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izany no nitoriana ny Evanjely tamin’ny maty koa, dia mba ho velona araka an’Andriamanitra izy amin’ny fanahy, rehefa notsaraina araka ny fomban’ny olona amin’ny nofo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izany no nitoriana ny Vaovao Mahafaly tamin’izay maty aza: mba ho velona araka ny fomban’Andriamanitra izy ao amin’ny fanahy, rehefa notsaraina tao amin’ny nofo araka ny fomban’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Fa noho izany no nitoriana ny filazantsara tamin'izay maty aza; mba hotsaraina araka ny olona amin'ny nofo izy fa ho velona araka an'Andriamanitra amin'ny fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noho izao no nitoriana ny Filazantsara tamin’izay maty aza mba hotsaraina araka ny olona amin’ny nofo izy fa ho velona araka an’Andriamanitra amin’ny fanahy.
malagasy
Fa noho izany no nitoriana ny filazantsara tamin'izay maty aza; mba hotsaraina araka ny olona amin'ny nofo izy fa ho velona araka an'Andriamanitra amin'ny fanahy.