1 Peter 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa antomotra ny faran’ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena mba ho afaka hivavaka ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa akaiky ny faran’ny zavatra rehetra, ka hendre, mahonòna tena mba ho afa-mivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antomotra ny faran’ny zavatra rehetra; koa hendre, mahonòna tena mba ho afa-mivavaka.
Malagasy Bible 1865
Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin'ny fivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa antomotra ny faran’ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena mba ho afaka hivavaka ianareo.
malagasy
Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin'ny fivavahana.