1 Peter 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifampiantranoa ka aza mimonomonona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifampiantranoa ka aza asiana monomonona.
Malagasy Bible 1865
Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifampiantranoa ka aza mimonomonona.
malagasy
Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona.