1 Peter 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, izay niantso anareo ho any amin’ny voninahiny mandrakizay ao amin’i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, izay niantso anareo ho amin’ny voninahiny mandrakizay, no handavorary sy hampiorina ary hanamafy anareo, rehefa miaritra kelikely ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy niaritra fijaliana vetivety kosa ianareo, dia ilay Andriamanitra loharanon’ny fahasoavana rehetra, Izay niantso anareo ho amin’ny voninahiny mandrakizay ao amin’ny Kristy Jesoa, no handavorary sy hankahery anareo ary hanamafy sy hampiorina anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin'ny voninahiny mandrakizay ao amin'i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, izay niantso anareo ho any amin’ny voninahiny mandrakizay ao amin’i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
malagasy