1 Peter 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manoratra teny fohifohy ho anareo aho ka hampitondraina an’i Silasy izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mampahery anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan’Andriamanitra. Tomoera tsara amin’izany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny alalan’i Silvano izay havana iray finoana mahatoky fantatro tsara fa ahy, no anoratako ho anareo ireo teny vitsivitsy ireo mba hilaza aminareo sy hampatoky anareo fa ny fahasoavan’Andriamanitra marina tokoa no iorenanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny alalan’i Silasy, rahalahy mahatoky, no nanoratako fohifohy taminareo; mananatra anareo aho sy manambara aminareo fa izany no tena fahasoavan’Andriamanitra, ka tomoera tsara amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Efa manoratra teny fohifohy ho aminareo aho hampitondraina an'i Silasy, izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mananatra anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan'Andriamanitra,- tomoera tsara amin'izany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manoratra teny fohifohy ho anareo aho ka hampitondraina an’i Silasy izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mampahery anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan’Andriamanitra. Tomoera tsara amin’izany ianareo.
malagasy