1 Peter 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay any Babilona, voafidy sahala aminareo, dia manao veloma anareo, ary i Marka zanako koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo ny Eglizin’i Babilôna, voafidy toa anareo, sy i Marka zanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anareo ilay Fiangonana rahavavy eto Babilôna, ilay Fiangonana voafidin’Andriamanitra miaraka amin’ny anareo. Manao veloma anareo koa i Marka zanako.
Malagasy Bible 1865
Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay any Babilona, voafidy sahala aminareo, dia manao veloma anareo, ary i Marka zanako koa.
malagasy
Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.Mifanaova veloma amin'ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin'i Kristy anie ny fiadanana.