1 Peter 5:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifanaova veloma amin’ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’i Kristy anie ny fiadanana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifampiarahabà amin’ny fifanoroham-pitiavana. Ho ao aminareo rehetra izay ao amin’i Kristy Jesoa anie ny fiadanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifanaova veloma amin’ny fanoroham-pifankatiavana. Ao aminareo rehetra tafaray amin’i Kristy ny fiadanana!
Malagasy Bible 1865
Mifanaova veloma amin'ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin'i Kristy anie ny fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifanaova veloma amin’ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’i Kristy anie ny fiadanana!
malagasy
Mifanaova veloma amin'ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin'i Kristy anie ny fiadanana.