1 Peter 5:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy ho mpanjakazaka amin’ny anjara fiandrasana fa ho fianaran’ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy amim-pizakazakana ny Eglizy, fa amim-pisehoana ho fakan-tahaky ny ondry;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy ho mpanjakazaka amin’ny anjara fiandrasana fa ho fakàn-tahaka harahin’ny andianondry;
Malagasy Bible 1865
tsy ho mpanjakazaka, amin'ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran'ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy ho mpanjakazaka amin’ny anjara fiandrasana fa ho fianaran’ny ondry.
malagasy
tsy ho mpanjakazaka, amin'ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran'ny ondry.