1 Peter 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa miseho ny Lohan’ny mpiandry dia hahazo ny satroboninahitra tsy mety simba ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka rehefa miseho ilay Filohan’ny mpiandry, dia handray satroboninahitra tsy mety simba ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka rehefa miseho ilay Filohan’ny mpiandry, dia hahazo ny satroboninahitra tsy mety simba ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa miseho ny Lohan'ny mpiandry, dia hahazo ny satro-boninahitra tsy mety simba ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa miseho ny Lohan’ny mpiandry dia hahazo ny satroboninahitra tsy mety simba ianareo.
malagasy
Ary rehefa miseho ny Lohan'ny mpiandry, dia hahazo ny satro-boninahitra tsy mety simba ianareo,