1 Peter 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo (Sal 55.22).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
apetraho aminy ny fiahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Apetraho aminy avokoa ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo.
Malagasy Bible 1865
ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Sal. 55.22).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary apetraho Aminy ny fanahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo (Sal 55.22).
malagasy
ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Sal. 55.22).