1 Samuel 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalahelo mafy i Hana ka nivavaka tamin’NY TOMPO sady nitomany mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fo vontom-pahoriana no nivavahan’i Anà tamin’i Iaveh ary nipotrapotraka ny ranomasony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalahelo mafy i Hanà, ka sady nigogogogo nitomany no nanao tamin’ny Tompo izao vavaka
Malagasy Bible 1865
Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin'i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalahelo mafy i Hana ka nivavaka tamin’NY TOMPO sady nitomany mafy.
malagasy
Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin'i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany.