1 Samuel 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’NY TOMPO izy dia nodinihin’i Ely ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharitra ela no nivavahany teo anatrehan’i Iaveh ka nodinihin’i Helì ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’ny TOMPO i Hanà, dia nodinihin’i Helỳ ny vavany;
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan'i Jehovah izy, dia nodinihin'i Ely ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan’NY TOMPO izy dia nodinihin’i Ely ny vavany.
malagasy
Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan'i Jehovah izy, dia nodinihin'i Ely ny vavany.