1 Samuel 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Ely taminy: Mandra-pahoviana no ho mamo ianao? Esory aminao ny divainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy taminy: «Mandra-pahoviana ianao no ho mamo? Mampisavà ny hamamoana avy amin’ny divainao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao taminy hoe: –Mbola haharitra ve ny fahamamoanao? Ndeha ampisindao aloha izany!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Ely taminy: Mandrapahoviana no ho mamo ianao? Esory aminao ny divainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Ely taminy: Mandra-pahoviana no ho mamo ianao? Esory aminao ny divainao.
malagasy
Dia hoy Ely taminy: Mandrapahoviana no ho mamo ianao? Esory aminao ny divainao.