1 Samuel 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mba heverina ho vehivavy tena ratsy fanahy ny mpanompovavinao; fa ny haben’ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mihevitra ny ankizivavinao ho olon’i Beliala fa ny hamafin’ny halahelo amam-pahoriako no nitenenako mandraka ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza heverinao ho toy ny vehivavy ratsy fanahy aho; fa raha nivavaka ela aho, dia satria efa tsy tantiko intsony ny alahelom-poko sy ny fahoriam-panahiko.
Malagasy Bible 1865
Aza mba atao ho vehivavy tena ratsy fanahy ny ankizivavinao; fa ny haben'ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mba heverina ho vehivavy tena ratsy fanahy ny mpanompovavinao; fa ny haben’ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny.
malagasy
Aza mba atao ho vehivavy tena ratsy fanahy ny ankizivavinao; fa ny haben'ny fahoriako sy ny alaheloko no nitenenako mandraka ankehitriny.