1 Samuel 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Ely: Mandehana amin’ny fiadanana; homen’ny Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny indray i Helì ka hoy izy: «Mandehana amim-piadanana, ary hohenoin’ny Andriamanitr’i Israely ny vavaka nataonao taminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Helỳ hoe: –Mandehana amim-piadanana, ary homen’ilay Andriamanitr’i Israely anao anie izay nangatahinao taminy!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Ely ka nanao hoe: Mandehana soa aman-tsara; ary homen'Andriamanitry ny Isiraely anao anie izay nangatahinao taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Ely: Mandehana amin’ny fiadanana; homen’ny Andriamanitry ny Israely anao anie izay nangatahinao Taminy.
malagasy
Dia namaly Ely ka nanao hoe: Mandehana soa aman-tsara; ary homen'Andriamanitry ny Isiraely anao anie izay nangatahinao taminy.