1 Samuel 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampirafy izy, Hana no anaran’ny vadiny iray, ary Penina kosa no anaran’ny iray. I Penina dia nanan-janaka, fa i Hana kosa dia tsy mba nanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampirafy izy ka i Anà no anaran’ny vadiny anankiray, ary Fenenà kosa, ny anankiray. Nanan-janaka i Fenenà, fa i Anà kosa tsy mba nanan-janaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanam-bady roa izy, dia i Hanà sy i Peninà. I Peninà dia nanan-janaka, fa i Hanà kosa tsy mba niteraka.
Malagasy Bible 1865
Ary namporafy izy, Hana no anaran'ny vadiny anankiray, ary Penina no anaran'ny anankiray; ary Penina nanan-janaka, fa Hana kosa tsy mba nanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampirafy izy, Hana no anaran’ny vadiny iray, ary Penina kosa no anaran’ny iray. I Penina dia nanan-janaka, fa i Hana kosa dia tsy mba nanana.
malagasy
Ary namporafy izy, Hana no anaran'ny vadiny anankiray, ary Penina no anaran'ny anankiray; ary Penina nanan-janaka, fa Hana kosa tsy mba nanana.