1 Samuel 1:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Elkana vadiny sy ny ankohonany rehetra dia niakatra mba hamono zavatra hatolony ho fanatitra fanao isan-taona ho an’NY TOMPO sy ho fanefany ny voadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra i Elkanà vadiny sy ny ankohonany rehetra hanatitra amin’i Iaveh ny sorona fanao isan-taona, sy hanefa ny voadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niakatra nankany Silao indray i Elkanà sy ny fianakaviany mba hanao ny sorona fanao isan-taona amin’ny TOMPO ary hanefa ny voadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ralehilahy Elkana sy ny ankohonany rehetra niakatra hamono zavatra mba hanaterany ny fanatitra fanao isan-taona ho an'i Jehovah sy ny fanalam-boadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Elkana vadiny sy ny ankohonany rehetra dia niakatra mba hamono zavatra hatolony ho fanatitra fanao isan-taona ho an’NY TOMPO sy ho fanefany ny voadiny.
malagasy
Ary ralehilahy Elkana sy ny ankohonany rehetra niakatra hamono zavatra mba hanaterany ny fanatitra fanao isan-taona ho an'i Jehovah sy ny fanalam-boadiny.