1 Samuel 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba niakatra kosa i Hana, satria hoy izy tamin’ny vadiny: Aoka aloha mandra-pampisara-nono ny zaza, fa amin’izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan’NY TOMPO ka hitoetra ao mandrakizay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba niakatra anefa i Anà, fa hoy izy tamin’ny lahy: «Rehefa hitsaha-nono ny zaza dia hoentiko eo anatrehan’i Iaveh sy hitoetra eo mandrakizay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy niaraka tamin’ny vadiny i Hanà tamin’ity indray maka ity; fa hoy izy taminy: «Aoka aloha hisara-nono ny zaza, vao hoentiko hiseho eo anatrehan’ny TOMPO, ary dia hitoetra eo mandrakizay izy.»
Malagasy Bible 1865
Fa Hana kosa tsy mba niakatra; fa hoy izy tamin'ny vadiny: Aoka aloha mandra-panoty ny zaza, fa amin'izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan'i Jehovah, ka hitoetra ao mandrakizay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba niakatra kosa i Hana, satria hoy izy tamin’ny vadiny: Aoka aloha mandra-pampisara-nono ny zaza, fa amin’izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan’NY TOMPO ka hitoetra ao mandrakizay izy.
malagasy
Fa Hana kosa tsy mba niakatra; fa hoy izy tamin'ny vadiny: Aoka aloha mandra-panoty ny zaza, fa amin'izay aho vao hitondra azy hiseho eo anatrehan'i Jehovah, ka hitoetra ao mandrakizay izy.