1 Samuel 1:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novonoiny ny vantotra ombilahy iray ary noentiny ho ao amin’i Ely ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novonoin’izy ireo ny vantotr’ombilahy iray, ary nentiny nankao amin’i Helì ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novonoiny natao sorona ilay vantotr’omby, ary nentiny tany amin’i Helỳ ny zaza.
Malagasy Bible 1865
Dia novonoiny ny vantotr'ombilahy iray, ary nentiny ho ao amin'i Ely ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novonoiny ny vantotra ombilahy iray ary noentiny ho ao amin’i Ely ny zaza.
malagasy
Dia novonoiny ny vantotr'ombilahy iray, ary nentiny ho ao amin'i Ely ny zaza.