1 Samuel 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen’NY TOMPO ahy izay nangatahiko Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hahazoako ity zaza ity no nangatahiko ary neken’i Iaveh ny fangatahana nataoko taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hananako ity zaza ity no nivavahako; ary dia nomen’ny TOMPO ahy izay nangatahiko taminy.
Malagasy Bible 1865
Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen'i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen’NY TOMPO ahy izay nangatahiko Taminy.
malagasy
Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen'i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.Koa atolotro ho an'i Jehovah kosa izy: eny, amin'ny andro rehetra hiainany dia voatolotra ho an'i Jehovah izy. Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy.