1 Samuel 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho kosa dia manolotra azy ho an’NY TOMPO. Eny, amin’ny andro rehetra hiainany dia voatolotra ho an’NY TOMPO izy. Dia niankohoka nivavaka tamin’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa inty kosa aho mahafoy azy ho an’i Iaveh; nafoy ho an’i Iaveh izy amin’ny andro hiainany rehetra. Dia niankohoka teo anatrehan’i Iaveh izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa anjarako kosa ny manolotra azy ho an’ny TOMPO; eny, mandritra ny androny rehetra, dia ho an’ny TOMPO izy. Dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy mianakavy.
Malagasy Bible 1865
Koa atolotro ho an'i Jehovah kosa izy: eny, amin'ny andro rehetra hiainany dia voatolotra ho an'i Jehovah izy. Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho kosa dia manolotra azy ho an’NY TOMPO. Eny, amin’ny andro rehetra hiainany dia voatolotra ho an’NY TOMPO izy. Dia niankohoka nivavaka tamin’NY TOMPO izy.
malagasy
Koa atolotro ho an'i Jehovah kosa izy: eny, amin'ny andro rehetra hiainany dia voatolotra ho an'i Jehovah izy. Dia nivavaka tamin'i Jehovah izy.