1 Samuel 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro namonoan’i Elkana zavatra hatao fanatitra dia samy nomeny anjara iray avy i Penina vadiny sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro nanateran’i Elkanà sorona, dia samy nomeny anjara avy i Finenà vadiny, sy ny zanany lahy aman-janany vavy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanaon’i Elkanà rehefa manao sorona ny manome anjara ho an’i Peninà sy ny zanany rehetra;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro namonoan'i Elkana zavatra hatao fanatitra dia samy nomeny anjara iray avy Penina vadiny sy ny zananilahy ary ny zananivavy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro namonoan’i Elkana zavatra hatao fanatitra dia samy nomeny anjara iray avy i Penina vadiny sy ny zanany lahy ary ny zanany vavy rehetra.
malagasy
Ary tamin'ny andro namonoan'i Elkana zavatra hatao fanatitra dia samy nomeny anjara iray avy Penina vadiny sy ny zananilahy ary ny zananivavy rehetra.