1 Samuel 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomeny anjaran-droa kosa i Hana satria izy no tiany na dia nataon’NY TOMPO momba aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Anà nomeny anjaran-droa satria tiany i Anà, ary nataon’i Iaveh momba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa i Hanà kosa dia notolorany anjara manokana, satria tiany aoka izany izy na dia nataon’ny TOMPO momba aza.
Malagasy Bible 1865
Fa Hana kosa nomeny anjaran-droa, satria izy no tiany, nefa nataon'i Jehovah momba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomeny anjaran-droa kosa i Hana satria izy no tiany na dia nataon’NY TOMPO momba aza.
malagasy
Fa Hana kosa nomeny anjaran-droa, satria izy no tiany, nefa nataon'i Jehovah momba.