1 Samuel 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nitsahatra nanorisory an’i Hana ny rafiny mba hampalahelo azy mafy, noho ny nanaovan’ny TOMPO azy momba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady mbola nankalozain’ity rafiny mafy izaitsizy koa izy, mba hampalahelo azy amin’ny nanaovan’i Iaveh azy momba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitady hatrany izay hanorisorenana an’i Hanà anefa ny rafivaviny, ka nandrabiraby azy noho io nanaovan’ny TOMPO azy momba io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan'i Jehovah azy momba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nitsahatra nanorisory an’i Hana ny rafiny mba hampalahelo azy mafy, noho ny nanaovan’ny TOMPO azy momba.
malagasy
Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan'i Jehovah azy momba.