1 Samuel 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’izay rehetra nahafantatra azy talohan’io fa indro, maminany miaraka amin’ny mpaminany izy dia nifampilaza ny olona hoe: Inona izao tonga amin’ny zanak’i Kisy izao? I Saoly koa va mba isan’ny mpaminany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’izay rehetra nahalala azy taloha fa niara-naminany tamin’ireo mpaminany koa izy, dia nifampilaza ireo olon-drehetra ireo hoe: «Fa naninona ity zanak’i Kisy? Mba isan’ny mpaminany koa va i Saola?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay rehetra efa nahalala azy hatramin’izay, raha nahita azy tsindrian-daona miaraka amin’ny mpaminany, dia nifampanontany hoe: «Fa inona no nanjò ity zanakalahin’i Kisy? Lasa mpaminany koa angaha i Saoly?»
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'izay rehetra nahalala azy hatramin'ny taloha fa, indro, maminany eo amin'ny mpaminany izy, dia nifampilaza ny olona ka nanao hoe: Inona izao tonga amin'ny zanak'i Kisy izao? Saoly koa va mba isan'ny mpaminany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’izay rehetra nahafantatra azy talohan’io fa indro, maminany miaraka amin’ny mpaminany izy dia nifampilaza ny olona hoe: Inona izao tonga amin’ny zanak’i Kisy izao? I Saoly koa va mba isan’ny mpaminany?
malagasy