1 Samuel 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa ny iray tamin’izy ireo: Fa iza moa no rain’ireny? Izany no nisehoan’ny fitenenana hoe: I Saoly koa va mba isan’ny mpaminany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny ny iray teo amin’ny vahoaka ka nanao hoe: «Ary iza moa no rain’izy ireo?» Izany no nahatonga ilay fitenenana manao hoe: «Mba isan’ny mpaminany koa va i Saola?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa ny iray tamin’izy ireo: «Fa mba iza no rain’ireto mpaminany hafa ireto?» Izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: «Mba tonga anisan’ny mpaminany koa ve i Saoly?»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray teo namaly hoe: Fa iza moa no rain'ireny? Ary izany no nisehoan'ny fitenenana hoe: Saoly koa va mba isan'ny mpaminany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa ny iray tamin’izy ireo: Fa iza moa no rain’ireny? Izany no nisehoan’ny fitenenana hoe: I Saoly koa va mba isan’ny mpaminany?
malagasy
Ary ny anankiray teo namaly hoe: Fa iza moa no rain'ireny? Ary izany no nisehoan'ny fitenenana hoe: Saoly koa va mba isan'ny mpaminany?