1 Samuel 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra naminany i Saoly dia nankeo amin’ny toerana fanaovana sorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nitsahatra tsy naminany izy, dia nankeo amin’ny fitoerana avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tony tsy naminany intsony i Saoly, dia nankeo amin’ny toeram-panasinana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra naminany Saoly, dia nankeo amin'ny fitoerana avo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra naminany i Saoly dia nankeo amin’ny toerana fanaovana sorona.
malagasy
Ary rehefa nitsahatra naminany Saoly, dia nankeo amin'ny fitoerana avo.