1 Samuel 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny rahalahin-drain’i Saoly taminy sy tamin’ny mpanompony: Taiza no nalehanareo? Ary hoy ny navaliny: Nitady ny boriky izahay. Nony tsy hitanay dia nankany amin’i Samoela izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny rahalahin-drain’i Saola taminy sy tamin’ity mpanompony: «Nankaiza ianareo?» Dia hoy ny navalin’i Saola: «Nitady ny ampondra izahay, fa nony tsy nahita azy hatraiza hatraiza dia nankany amin’i Samoela.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny rahalahin-drainy taminy: –Fa taiza ianao sy ny mpanomponao? Dia hoy ny navaliny hoe: –Nitady ny borikivavy izahay, nefa tsy nahita, ka dia nankany amin’i Samoela.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny rahalahin-drain'i Saoly taminy sy tamin'ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin'i Samoela izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny rahalahin-drain’i Saoly taminy sy tamin’ny mpanompony: Taiza no nalehanareo? Ary hoy ny navaliny: Nitady ny boriky izahay. Nony tsy hitanay dia nankany amin’i Samoela izahay.
malagasy
Ary hoy ny rahalahin-drain'i Saoly taminy sy tamin'ny mpanompony: Taiza no alehanareo? Ary hoy izy: Nitady ny boriky izahay; ka nony tsy hitanay izy, dia nankany amin'i Samoela izahay.