1 Samuel 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny rahalahin-drain’i Saoly: Miangavy anao aho, lazao amiko izay nolazain’i Samoela taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny rahalahin-drain’i Saola: «Tantarao amiko izay nambaran’i Samoela taminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay dadatoany hoe: –Tantarao amiko àry izay nambaran’i Samoela anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny rahalahin-drain'i Saoly: Masìna ianao, lazao amiko izay nolazain'i Samoela taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny rahalahin-drain’i Saoly: Miangavy anao aho, lazao amiko izay nolazain’i Samoela taminao.
malagasy
Ary hoy ny rahalahin-drain'i Saoly: Masìna ianao, lazao amiko izay nolazain'i Samoela taminao.