1 Samuel 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’ny Zanak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Izaho no nitondra ny Israely niakatra avy tany Ejipta ka namonjy anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy tamin’ny tanan’ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy tamin’ny zanak’i Israely: «Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Izaho no nampiakatra an’i Israely avy any Ejipta; Izaho no nanafaka anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptianina, sy tamin’ny tanan’ireo fanjakana nampahory anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao tamin’izy ireo hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Izaho no nampiakatra anareo Israelita hiala avy tany Ejipta; Izaho no namonjy anareo tamin’ny vahoakan’ny Ejiptianina sy ny fanjakana rehetra izay namoritra anareo.»
Malagasy Bible 1865
ka nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nitondra ny Isiraely niakatra avy tany Egypta ka namonjy anareo tamin'ny tanan'ny Egyptiana sy tamin'ny tanan'ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’ny Zanak’Israely hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Izaho no nitondra ny Israely niakatra avy tany Ejipta ka namonjy anareo tamin’ny tanan’ny Ejiptiana sy tamin’ny tanan’ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo.
malagasy