1 Samuel 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampanatona ny foko rehetra teo amin’ny Israely i Samoela ka ny fokon’i Benjamina no voatendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasain’i Samoela nanatona ny fokon’i Israely rehetra, ka ny fokon’i Benjamina no voafidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain’i Samoela nandroso tsirairay ny fokon’i Israely, ka ny fokon’i Benjamîna no voatendrin’ny antsapaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nampanatona ny firenen'Isiraely rehetra Samoela, ka ny firenen'i Benjamina no voafidy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampanatona ny foko rehetra teo amin’ny Israely i Samoela ka ny fokon’i Benjamina no voatendry.
malagasy
Dia nampanatona ny firenen'Isiraely rehetra Samoela, ka ny firenen'i Benjamina no voafidy.