1 Samuel 10:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO indray ny olona, na mba efa tonga ao Ralehilahy, na tsia. Hoy NY TOMPO: Indro, miery ao amin’ny entana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany dia nanontany an’i Iaveh indray ny olona hoe: «Moa mbola misy olona tonga eto va?» Hoy ny navalin’i Iaveh: «Indro izy miery eo amin’ny entana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontanian’ny olona indray ny TOMPO hoe: –Mba efa tonga teto ve iny lehilahy iny? Ka novalian’ny TOMPO hoe: –Eny, andeha jereo ao amin’ny entana fa ao izy no miafina.
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany tamin'i Jehovah indray ny olona, na mba efa tonga ao ralehilahy, na tsia. Ary hoy Jehovah: Indro, miery ao amin'ny entana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany tamin’NY TOMPO indray ny olona, na mba efa tonga ao Ralehilahy, na tsia. Hoy NY TOMPO: Indro, miery ao amin’ny entana izy.
malagasy
Dia nanontany tamin'i Jehovah indray ny olona, na mba efa tonga ao ralehilahy, na tsia. Ary hoy Jehovah: Indro, miery ao amin'ny entana izy.