1 Samuel 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihazakazaka ny olona ka naka azy tao; ary rehefa nitsangana teo afovoan’ny olona izy dia hita fa nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin’ny sorony noho miakatra ny halavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihazakazaka naka azy tao ny olona, ary nitsangana teo afovoan’ny vahoaka izy, dia nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin’ny sorony no ho miakatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilomay naka azy tao ny olona, ary niseho tamin’izay izy sady nitsangana teo afovoan’ny vahoaka, ka nanatombo halavana amin’ny olon-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nihazakazaka ny olona ka naka azy tao; ary rehefa nitsangana teo afovoan'ny olona izy, dia nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin'ny sorony no ho miakatra ny halavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihazakazaka ny olona ka naka azy tao; ary rehefa nitsangana teo afovoan’ny olona izy dia hita fa nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin’ny sorony noho miakatra ny halavany.
malagasy
Dia nihazakazaka ny olona ka naka azy tao; ary rehefa nitsangana teo afovoan'ny olona izy, dia nanan-tombo noho ny olona rehetra hatramin'ny sorony no ho miakatra ny halavany.