1 Samuel 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka rehetra: Hitanareo va izay nofidin’NY TOMPO? Tsy misy tahaka azy eo amin’ny vahoaka rehetra! Dia nihoby ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka rehetra: «Hitanareo va ilay voafidin’i Iaveh, fa tsy misy toa azy eo amin’ny vahoaka rehetra!» Dia nihoby ny vahoaka rehetra, ka nanao hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka rehetra: –Indro ilay nofidin’ny TOMPO; jereo fa tsy misy tahaka azy amin’ny vahoaka rehetra. Dia nihoby azy ny olon-drehetra, ka nihiaka mafy hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Samoela tamin'ny vahoaka rehetra: Hitanareo va izay nofidin'i Jehovah, fa tsy misy tahaka azy eo amin'ny vahoaka rehetra? Dia nihoby ny vahoaka rehetra ka nanao hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Samoela tamin’ny vahoaka rehetra: Hitanareo va izay nofidin’NY TOMPO? Tsy misy tahaka azy eo amin’ny vahoaka rehetra! Dia nihoby ny vahoaka rehetra ka niteny hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!
malagasy