1 Samuel 10:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy kosa olona tena ratsy fanahy niteny hoe: Hataon’io lehilahy io ahoana no famonjy antsika? Dia nanazimbazimba an’i Saoly ireo ka tsy nitondra fanomezana ho azy. Nangina anefa i Saoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy kosa ireo olona ratsy fanahy izay nanao hoe: «Ahoana tsara? Io ve no mba hamonjy antsika?» Notebahin’ireo i Saoly ary tsy nitondrany fanomezana. Nefa tsy noraharahain’i Saoly akory izany.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy kosa olona tena ratsy fanahy nanao hoe: Hataon'io lehilahy io ahoana no famonjy antsika? Dia nanazimba an'i Saoly ireo ka tsy nitondra fanomezana ho azy. Nefa Saoly dia tahaka ny marenina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy kosa olona tena ratsy fanahy niteny hoe: Hataon’io lehilahy io ahoana no famonjy antsika? Dia nanazimbazimba an’i Saoly ireo ka tsy nitondra fanomezana ho azy. Nangina anefa i Saoly.
malagasy