1 Samuel 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hiarahaba anao ireo sady hanome anao mofo roa, dia horaisinao avy amin’ny tanany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa avy miarahaba anao izy ireo, dia hanome anao mofo roa, ka horaisinao avy amin’ny tanany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiarahaba anao izy ireo ary hanome mofo roa izay horaisinao amim-panajana.
Malagasy Bible 1865
ary hiarahaba anao ireo sy hanome anao mofo roa, dia horaisinao amin'ny tànany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hiarahaba anao ireo sady hanome anao mofo roa, dia horaisinao avy amin’ny tanany izany.
malagasy
ary hiarahaba anao ireo sy hanome anao mofo roa, dia horaisinao amin'ny tànany izany.